πππππππππ ππππππ
π πππππππππππ ππ ππ’ππ πππ’ππ ππππππ ππ π πππππππππππ
Tamin’ny alalan’ny FLASH MOB manoloana ny Lapan’ny tanΓ na no nanehoan’ireo ankizy raisina an-tanana ao anatin’ny Plateforme MIARO ny fahaiza-manaony.
Zaza manana fahasembanana, zaza kamboty, zaza varira, zaza autiste, zaza hiaran’ny herisetra, zanaky ny Sahirana mendrika ny misitraka zo toy ny zaza rehetra izy ireo ka nitondra hafatra maro hanairana ny mponina ao Fianarantsoa.
Namaly hafatra ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny fa ao anatin’ny firaisankina no hiarovana ny ankizy sy ny zony.
πππ² ππ¦ππ§-ππ«ππ§π² π¦ππ§ππ«ππ² ππ§ππ«ππ’π€π’ππ«π : π³ππ³π π―π¨πππ«π¨ π¬π² π¦π’π³ππ€π π§π² π³π¨π§π²