πŒπ€π‘πŽπ€ππ“π’π„π“π‘π€

Zaza miisa 400, enim-bolana ka hatramin’ny 17 taona no nisitraka soram-pahaterahana nandritry ny ezaka kopia faobe natao tao Maroantsetra.

Tanjona ny fampisitrahana ny zony ho an’ireo ankizy ireo ka harahina fanaraha-maso ny famerenana an’ireo zaza an-tsekoly izany ho an’izay tokony mbola hianatra.