π…πˆπ“π€π‹π„π€π•π€πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 πŒππŽππˆππ€ ππŽππ†πŽπ‹π€π•π€ – π…π„ππŽπ€π‘πˆπ•πŽππ„

𝐀𝐒𝐀 π…π€πŒππˆπ•πŽπ€π‘π€ππ€ 𝐍𝐘 πŒπ€π‡π€ πŽπ‹πŽππ€

Na dia teo aza ny fahasarotan’ny lalana dia asa sosialy maro no natao nandritry ny fandalovana tao Mahajeby sy Kiranomena :

πŸ“tantsoroka ho an’ireo zokiolona izay nomena fitaovana ilaina andavanandry sy lamba firakotra ;

πŸ“fampiofana mahandro mofo mamy sy fanamboarana paty gasy ho an’ireo vehivavy miisa 300 mivondrona ao anaty fikambanana ;

πŸ“fampahafantarana ny Rejistra Sosialy sy ny karinem-pokontany.

Izany rehetra izany dia natao ho fampivoarana ireo olona eny ifotony.