π πππππππππ-πππππππ ππ πππππππ ππ ππ π πππππππ-ππππ ππππππππππ ππππππ πππ ππππππ
Ao anatin’izao fankalazana ny faha-65 taona nazahoana ny fahaleovan-tena sy ny iray volan’ny Ankizy izao dia nozaraina arendrina ireo zaza miisa 240 eny anivon’ny Fokontany.
Natao izany rehetra izany ho fampifalifaliana ireo Ankizy sy ny ankohonany.
πππ² ππ¦ππ§-ππ«ππ§π² π¦ππ§ππ«ππ² ππ§ππ«ππ’π€π’ππ«π : π³ππ³π π―π¨πππ«π¨ π¬π² π¦π’π³ππ€π π§π² π³π¨π§π²