π ππππππ ππππππππ
πππ’ππ ππππ πππππ πππ ππ ππππππππ
Tonga maro ireo ray aman-dreny nitondra ny zanany atao fizaham-pahasalamana tao Mananjary :
– teo ny fanaovana vakisy voalohany izay miisa 30
– sy ireo zaza 67 nanohy vaksiny manaraka,
– nahazo fitiliana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo tamin’ny alalan’ny fandanjana sy fandrefesana sandry ireo zaza miisa 120
– nozahana manokana ny fahasalaman’ireo zaza miisa 38.