π ππππππ ππππππππ
π ππππππππ ππ π π πππππ-πππππ ππ ππππππ’ππ ππππππ’ππππππππππ ππ πππ’ππ ππππππ ?
Tokantrano marefo miisa 4.554 no misitraka ny fandaharanasa Ankohonana Miarina ao amin’ny Distrikan’i Mananjara ka ny Kaominina Kianjavato, Ambohimiarina II, Antsenavolo sy Marokarima ary Mahatsara Sud izy ireo.
Ny ππππ¬π’π§’ππ§π€π¨π‘π¨π§ππ§π dia tantsoroka ara-bola sitrahan’izy ireo avy amin’ny fitondrampanjakana mandritry ny 3 taona.
Tao anatinβizany dia nisy ny fanentanana maro sy fampahafantarana ireo mpisitra indrindra fampahatsiahivana ireo rah aman-dreny mahakasika ireo zo fototry ny zaza.