๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐
๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
Ho fanatanterahana ny vina fampandrosoana ny maha olona dia hetsika sosialy maro lafy no notanterahin’ny Minisitry ny Mponina sy Firaisan-kina ๐๐๐ณ๐๐๐ข๐ง๐ฃ๐๐ญ๐จ ๐๐ฎ๐ซ๐ฬ๐ฅ๐ข๐ tao amin’ny Faritra SOFIA. Niara-nisalahy tamin’ny fanatanterahana izany ireo manampahefana olomboatendry sy olomboafidy avy ao amin’ny Faritra SOFIA izay notarihin’ny Governora Jeneraly ๐๐ฒ๐ฅ๐ข๐ฌ๐จ๐ง ๐๐๐ง๐ฬ ๐๐ ๐๐จ๐ฅ๐ฅ๐๐ง๐ :
๐tantsoroka miendrika fehezan-karona sy bodofotsy ho an’ireo zokiolona sy olona manana fahasembanana miisa 220 ao Bealanana, 200 ao Antsohihy, 200 ao Befandriana Avaratra ;
๐fampitaovana ho anโireo olona manana fahasembanana ;
๐tohana ara-pitaovana ho an’ireo vehivavy mivondrona anaty fikambana mifantoka amin’ny seha-pihariana samihafa ;
๐fora zaza faobe sy ny fandidiana mamaim-poana izay niarahana taminโny Loholona Profesora ๐๐ข๐๐ง๐๐๐ณ๐ ๐๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ฅ๐ฒ ๐๐๐ข๐ฅ๐จ๐ง sy ny Fikambanana MAHSOFIA ary ny Minisiteranโny Fahasalamam-bahoaka ;
๐nomena ihany koa ireo fitaovana ho an’ireo Kaominina mandrafitra ny Distrika Bealanana vokatry ny tantsoroka CIAD avy amin’ny Solombavambahoakan’i Madagasikara, voafidy tao Bealanana, Colonel ๐๐๐จ๐ณ๐๐ง๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐ง๐ฬ.