๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐’๐Ž๐…๐ˆ๐€

Rehefa avy nanotrona ny Filohan’ny Repoblika ๐€๐ง๐๐ซ๐ฒ ๐‘๐€๐‰๐Ž๐„๐‹๐ˆ๐๐€ nandritry ny fidinana ifotony tao amin’ny Faritra Ambatosoa dia niazo avy hatrany ny Faritra SOFIA ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina ๐‘๐€๐™๐€๐…๐ˆ๐๐‰๐€๐“๐Ž ๐€๐ฎ๐ซ๐žฬ๐ฅ๐ข๐ž.

Tonga maro tamin’ny fitsenana azy ireo manampahefana notarihin’ny Governoran’ny Faritra.

Tokantrano maro no hisitraka tohana ara-tsosialy ao amin’ny Faritra ary ao Bealanana no hanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy Afrikanina.