π ππππππ πππ ππ
ππππ-ππππ ππππππππππ ππ ππ’ππππ ππππππππ ππ πππππππππ Taorianβny haitrano indroa miantoana ny 8 sy 9 jona 2025 teo, tao aminβny Distrika Analalava dia nanetsika haingana ireo fanampiana vonjy maika ny Minisiteranβny Mponina sy ny Firaisan-kina ho fanohanana ireo tokantrano miisa 43, ahitana traboina mitontaly 130. π Marovatolena: nahitana fianakaviana 18 π Kaominina Befotaka : fianakaviana 25 Vatsy ara-tsakafo sy kojakoja ilaina ny isan-tokantrano hiatrehana ny andavanandro no nomena vonjy maika ho azy ireo.