๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐’๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
Araky ny fampanantenana natoan-dRamatoa Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฎ๐ซ๐ฬ๐ฅ๐ข๐ dia Zokiolona miisa 200 ao Iakora sy 200 ao Ivohibe no nisitraka tantsoroka amin’ny alalan’ny fehezan-karona misy sakafo.
Tsy hanin-kahavoky fa voninahitra omena ireo Zokiolona izay fanohanana sy fitsinjovana ny andavanandron’izy ireo.