π ππππππ π πππππππππ
π πππππππ-ππππ ππ π ππππππππ ππππ ππππππ ππ ππππππ
Nanatanteraka fizarana fitaovam-pianarana, akanjo sy sakafo ary fitaovana fidiovana ho an’ireo ankizy miisa 160 tao amin’ny Kaominina Ambatofotsy ambanivohitra sy ny Kaominina Ikongo renivohitra ny Fitaleavam-paritry Mponina sy Firaisan-kina Fitovinany.
Natao izao ho fiahiana ireo ankizy hita fa nisedra olana vokatrin’ny voina izay nianjady tamin’ireo tokantrano nisy azy.