26 juin 2025 π ππππππ πππππ Ankizy miisa 7 380 no nisitraka kilalao avy amin’ny tetikasa Ankizy krisimasy tao Antsiranana I sy Antsiranana II. Anisany nahazo ihany koa ireo zaza manana fahasembanana.