π ππππππ πππππππππ – πππππππππππππππ
ππππ πππ πππππ πππ πππππ-ππππππ ππππππππ ππππ
Nikarakarana sakafo masaka sy mafana ireo ankizy mpanala fanadinana miisa 340 sady nialohavan’ny fitsidihana ireo hefitra fanaovana fanadinana niaraka tamin’ny Ben’ny TanΓ nan’Ambatolampy sy ireo tomponandraikitra.
Velom-pisaorana ireo ray aman-drenin’ny mpianatra amin’izao fihetsika feno fitiavana manohana ny zanak’izy ireo izao.
πππ² ππ¦ππ§-ππ«ππ§π² π¦ππ§ππ«ππ² ππ§ππ«ππ’π€π’ππ«π : π³ππ³π π―π¨πππ«π¨ π¬π² π¦π’π³ππ€π π§π² π³π¨π§π²