π ππππππ ππππππππππ
ππππππ πππ πππππππ ππππ
Vehivavy bevoka tsy fanta-piaviana no hitan’ny olona saika niteraka tao anaty kirihitrβala tao Toamasina renivohitra. Nisy tsara sitrapo nanatitra azy tao aminβny Hopitaly Betany ka teraka soa aman-tsara ary salama tsara ilay zaza fa ny Reniny no mbola manaraka fitsaboana.
Tonga nankahery sy nitondra tohana ary Kojakoja maha-olona ilain’ny vehivavy ho azy mianaka ireo tomponandraikitra avy amin’ny Fitaleavam-paritry ny Mponina sy ny Firaisan-kina Atsinanana ho fandraisana an-tanana ny vehivavy marefo.