π ππππππ ππππππ ππππππππππ
ππππππππ ππππππππ ππππππ ππ π ππππππππ
Mitohy ny tantsoroka ho an’ireo tokantrano marefo amin’ny alalan’ny tetikasa MIATRIKA SAKAVE. Tokantrano marefo miisa 3.000 tohana ara-bola izay entina miatrika ny fahasahiranana mandritra ny fotoan’ny SAKAVE. Tanjona ny fanampiana ireo mpisitraka amin’ny fividianana fitaovam-pamokarana.
#MPS #WHH