Olona miisa 𝟐𝟎𝟎 raisina an-tanana ao amin’ny Akany fialofana SEBA sy MADCAP no nandrahoana sakafo mafana. Nifanome tanana tamin’ny fanatanterahana izany ny Fitaleavam-paritry ny Mponina sy ny Firaisan-kina Analamanga miaraka amin’ny Tily Madagasikara.