π ππππππ ππππππ’π πππππ
πππππππ ππ ππ’ππ πππππ ππππππ π ππππππππππππ ππ πππππππππππ
Olona manana fahasembanana 80 isa no nisitraka contrΓ΄le rééducation nandritra ny 12 Andro tao amin’ny kaominina Ambovombe Centre izay niarahana tamin’ny CROPH sy ny Minisiteran’ny Fahasalam-bahoaka.
Ny Ministeran’ny Mponina sy ny Firaisan-kina kosa no nanolotra seza misy kodiarana ho an’ny fikambanana CROPH .