π ππππππ ππππππ’π πππππ
ππππππ ππππππ πππππ ππππ’ππ πππππππ πππ πππππππππ
Tanora miisa 25 nanaraka fiofanana amin’ny sehatra “informatique” no vonona iatrika ny tsenan’ny asa avy hatrany. Nifanome tanana tamin’ny fampiofanana ny Madvision sy ny CPSE Amoron’i Mania.
Tanjona ny fampivoarana ny maha olona amin’ny alalan’ny famoronana asa ho an’ny tanora.
Efa misokatra ihany koa ny fisoratanana anarana amin’ny fiofanana arak’asa ho an’ny andiany manaraka ao amin’ny CPSE Amoron’i Mania.