π ππππππ ππππππ’π πππππ
πππππ ππ ππππ ππππππππ πππππ πππππππππ ? Nomarihina tao amin’ny kaominina ambanivohitra Ambalamakana ny hetsika fankakalazana ny Iray volan’ny ankizy sy Iray volan’ny teny Malagasy ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania. Nentanina ireo ankizy sy ny ray aman-dreny amin’ny maha zava-dehibe ny fanaraha-maso ireo zaza ho tia fianarana sy mamaky boky. Nozaraina kilalao sy arendrina ireo ankizy, entiny mankalaza ny fetim-pirenena. πππ² ππ¦ππ§-ππ«ππ§π² π¦ππ§ππ«ππ² ππ§ππ«ππ’π€π’ππ«π : π³ππ³π π―π¨πππ«π¨ π¬π² π¦π’π³ππ€π π§π² π³π¨π§π²