๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ – ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
โ๐ญ๐ผ๐ธ๐ถ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐ฌ๐ฌ tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Tanambe no nisitraka fehezankarona nandritra ny fanokafana ny tsenaben’ny Tantsaha Agri foraine. Natao izao ho fitsinjovana ny andavanandron’izy ireo.
โNotarika izany ny Minisitry ny Atitany izay nanamafy fa maro ny tombotsoa azon’ny Mponina ao Tanambe toy ny fanaovana kopia faobe, ny karapanondeo, didipotra sy ny fampihofanana ho an’ny mpamboly.