π ππππππππππ π ππππ …
Niara-nientana nanatanteraka fanadiovana faobe ny mpiara-miasa rehetra eo anivonβny Minisiteranβny Mponina sy ny Firaisan-kina androany.
Nanombohana izany ny manodidina anβi Tsarasaotra sy Ankorondrano ary mbola hitohy amin’ny faritra maro eto Antananarivo Renivohitra.