๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž ๐…๐ˆ๐‘๐€๐ˆ๐’๐€๐๐Š๐ˆ๐๐€ ๐‡๐Ž ๐€๐’๐๐˜ ๐€๐๐Š๐ˆ๐™๐˜

Natomboka teto Antananarivo ny fizarana kilalao ataon’ny Orange Solidaritรฉ miaraka amin’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny Firaisan-kina ka ankizy miisa 2 100 manerana ny Nosy no hisitraka izany.

Nanome voninahitra an’ireo Ankizy ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina ๐‘๐€๐™๐€๐…๐ˆ๐๐‰๐€๐“๐Ž ๐€๐ฎ๐ซ๐žฬ๐ฅ๐ข๐ž miaraka amin’ireo mpiara-miombonantoka misehatra amin’ny fiarovana ny zon’ny Ankizy.

๐‘๐š๐ฒ ๐š๐ฆ๐š๐ง-๐๐ซ๐ž๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐š : ๐ณ๐š๐ณ๐š ๐ฏ๐จ๐š๐š๐ซ๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ณ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐ณ๐จ๐ง๐ฒ