๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐
Nitso-drano sy nirary soa ireo mpiara-miasa handray anjara amin’ny fifaninana ara-panatanjahantena ASIEF ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฎ๐ซ๐ฬ๐ฅ๐ข๐ : ” ho tsara mandroso sy tsara miverina ary hibata amboara amin’ny sehatra rehetra handraisana anjara ianareo “.
Fitafy, fitaovana enti-mahandro, sakafo ampy mandritry ny fotoana hanaovana ny fifaninana no natolotra ho an’ireo mpandray anjara.
Naneho fankasitrahana feno ireo mpanao ASIEF ary nampanantena fa hitondra vokatra tsara sy hiaro ny voninahitry ny Minisitera.